Luke 13:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina ho any aminao, impiry Aho no ta hanangona ny zanakao tahaka ny fanòmban’ny akoho ny zanany ao ambanin’ny elany fa tsy nety ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina aminao, impiry re no nitadiavako hamory ny zanakao tahaka ny reniakoho mambomba ny zanany eo ambany elany, fa tsy nety ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Jerosalema, ry Jerosalema, ianao izay mpamono ny mpaminany sy mpitora-bato ireo irahin’Andriamanitra aminao. Efa impiry moa Aho no nikasa hanangona ny mponina eto aminao tahaka ny reniakoho manomba ny zanany eo ambany elany, kanefa tsy nety ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina any aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina ho any aminao, impiry Aho no ta hanangona ny zanakao tahaka ny fanòmban’ny akoho ny zanany ao ambanin’ny elany fa tsy nety ianareo!
malagasy
Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay nirahina any aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao tahaka ny fanomban'ny akoho ny zanany ao ambanin'ny elany, fa tsy nety ianareo!Indro, avela ho anareo ny tranonareo. ary lazaiko aminareo: Tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118. 26).