Luke 13:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avela ho lao ny tranonareo! Ary lazaiko aminareo: Tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: «Isaorana anie Izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO» (Sal 118.26).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa havela aminareo ny tranonareo. Fa lazaiko aminareo fa tsy hahita Ahy intsony ianareo ambara-pilazanareo hoe: ‹Hohasoavina anie Ilay avy, amin’ny Anaran’ny Tompo.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny tempolinareo fa havela eo ho anareo. Ary lazaiko aminareo fa tsy ho hitanareo intsony Aho mandra-panaonareo hoe: ‹Hombàm-pitahiana amin’ny anaran’ny Tompo anie Ilay avy ›!»
Malagasy Bible 1865
Indro, avela ho anareo ny tranonareo. ary lazaiko aminareo: Tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118. 26).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avela ho lao ny tranonareo! Ary lazaiko aminareo: Tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: «Isaorana anie Izay avy amin’ny anaran’NY TOMPO» (Sal 118.26).
malagasy
Indro, avela ho anareo ny tranonareo. ary lazaiko aminareo: Tsy hahita Ahy intsony ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah (Sal. 118. 26).