Luke 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireny valo amby folo ireny, izay nianjeran’ny tilikambo tao Siloama ka maty, heverinareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na moa ataonareo fa ny olona valo ambin’ny folo maty nianjeran’ny tilikambon’i Siloe no meloka noho ny mponina rehetra tao Jerosalema?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny olona 18 maty nianjeran’ny tilikambon’i Silôà, heverinareo ve fa diso mihoatra noho ny mponina hafa rehetra ao Jerosalema?
Malagasy Bible 1865
Ary ireny valo ambin'ny folo ireny, izay nianjeran'ny tilikambo tao Siloama ka maty, ataonareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireny valo amby folo ireny, izay nianjeran’ny tilikambo tao Siloama ka maty, heverinareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny?
malagasy
Ary ireny valo ambin'ny folo ireny, izay nianjeran'ny tilikambo tao Siloama ka maty, ataonareo va fa mpanota mihoatra noho ny olona rehetra izay monina ao Jerosalema ireny?