Luke 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny mpikarakara ny tanim-boaloboka: Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’ny mpiasa ny tanimboalobony: ‹Indro efa telo taona izay no tonga mitady voa amin’ity aviavy ity aho, nefa tsy mahita; koa kapao io, fa nahoana no manimba ny tany foana eo?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy tamin’ny mpikarakara ny tanimboaloboka: «Etsy ange! efa telo taona misesy izao no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity aho nefa tsy mahita. Kapao io, fa nahoana no mibahan-toerana foana eo?»
Malagasy Bible 1865
Ka dia hoy izy tamin'ny mpamboatra ny tanim-boaloboka; Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin'ity aviavy ity, fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny mpikarakara ny tanim-boaloboka: Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin’ity aviavy ity fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany?
malagasy
Ka dia hoy izy tamin'ny mpamboatra ny tanim-boaloboka; Indro, efa telo taona izay aho no tonga nitady voa tamin'ity aviavy ity, fa tsy nahita; kapao io; nahoana io no manimba ny tany?