Luke 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly ny mpikarakara hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin’ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy ka hasiako zezika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpiasa namaly azy: ‹Aoka re ho eo ihany izy amin’ity taona ity, Tompoko, dia hoevoiko ny fotony sady hasiako zezika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny ilay mpiasa nanao taminy hoe: «Avelao ihany re izy, tompoko, amin’ity taona ity, fa hohadiko ny manodidina azy ary hasiako zezika;
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin'ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly ny mpikarakara hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin’ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy ka hasiako zezika;
malagasy
Fa ny mpamboatra namaly ka nanao taminy hoe: Tompoko, avelao ihany izy amin'ity taona ity mandra-pihadiko manodidina azy, ka hasiako zezika;