Luke 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mety mbola hamoa izy; fa raha tsy izany dia hokapainao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
angamba hamoa izy, fa raha tsy izany dia hokapainao ihany izy.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
angamba hamoa ihany izy amin’ny taona ho avy, fa hampikapainao raha tsy izany.»
Malagasy Bible 1865
angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy izany, dia hokapainao ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mety mbola hamoa izy; fa raha tsy izany dia hokapainao ihany.
malagasy
angamba mbola hamoa izy; fa raha tsy izany, dia hokapainao ihany.