Luke 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niditra mba hisakafo tao an-tranon’ny loholona iray amin’ny Fariseo Izy tamin’ny Sabata dia nanara-maso Azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray sabata, raha niditra, hisakafo tao an-tranon’ny loholon’ny Farisianina anankiray i Jesoa, dia nitsikilo Azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray sabata, nandroso hisakafo tao an-tranon’izay lohandohan’ny Farisianina izay i Jesoa, ka notsikilovin-dry zareo fatratra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niditra mba hihinana tao an-tranon'ny loholona anankiray amin'ny Fariseo Izy tamin'ny Sabata, dia nizaha taratra Azy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niditra mba hisakafo tao an-tranon’ny loholona iray amin’ny Fariseo* Izy tamin’ny Sabata* dia nanara-maso Azy ireo.
malagasy
Ary raha niditra mba hihinana tao an-tranon'ny loholona anankiray amin'ny Fariseo Izy tamin'ny Sabata, dia nizaha taratra Azy ireo.