Luke 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry ary izay manetry tena kosa no hasandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry ary izay manetry tena kosa no hasandratra.
malagasy
Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.