Luke 14:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manao fanasana ianao dia asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha manao fanasana ianao, ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba, no asao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy fanasana ataonao, ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa mbamin’ny jamba kosa asaina;
Malagasy Bible 1865
Fa raha manao fanasana ianao, dia asao ny malahelo, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manao fanasana ianao dia asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba;
malagasy
Fa raha manao fanasana ianao, dia asao ny malahelo, ny kilemaina, ny mandringa, ny jamba;