Luke 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’izay niara-nisakafo Taminy dia nandre izany ka niteny taminy hoe: Sambatra izay hisakafo ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny anankiray tamin’izay niara-nihinana teo, dia nanao tamin’i Jesoa hoe: «Sambatra lahy izay hanana anjara amin’ny fihinanam-be any amin’ny fanjakan’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre izany ny anankiray tamin’ireo mpiara-misakafo teo ka niteny tamin’i Jesoa hoe: –Sambatra izay handray anjara amin’ilay fanasambe any amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'izay niara-nipetraka nihinana taminy dia nandre izany ka nanao taminy hoe: Sambatra izay hihinan-kanina ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’izay niara-nisakafo Taminy dia nandre izany ka niteny taminy hoe: Sambatra izay hisakafo ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'izay niara-nipetraka nihinana taminy dia nandre izany ka nanao taminy hoe: Sambatra izay hihinan-kanina ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.