Luke 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona iray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy taminy: «Nisy lehilahy anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Nanao fanasambe ity olona anankiray ka maro no nasainy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona iray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro.