Luke 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoana fisakafoanana mba hilaza amin’ireo efa nasaina hoe: Andeha, fa efa vonona izao ny fanasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny fotoana fisakafoana, dia naniraka ankizilahy iray izy hanainga ny nasaina hoe: ‹Ndeha ianareo, fa efa vonona ny zavatra rehetra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony fotoana fisakafoana, dia nirahiny ny mpiasany hilaza amin’ireo nasaina hoe: «Tongava, tompoko, fa efa vonona ny sakafo.»
Malagasy Bible 1865
Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fotoana fisakafoana hilaza amin'izay efa nasaina hoe: Andeha, fa efa voavoatra izao ny fanasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoana fisakafoanana mba hilaza amin’ireo efa nasaina hoe: Andeha, fa efa vonona izao ny fanasana.
malagasy
Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fotoana fisakafoana hilaza amin'izay efa nasaina hoe: Andeha, fa efa voavoatra izao ny fanasana.