Luke 14:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa ny iray: Efa nividy omby folo aho ka handeha hamantatra azy; miangavy anao aho, ekeo ny fialan-tsiniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy kosa ny faharoa: ‹Efa nividy omby folo aho ka handeha hitsapa azy; koa mihanta aminao aho, aoka re mba tsy ho tsiniko.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny faharoa: «Misy omby folo vao novidiko izay, ka handeha hizaha azy aho; miangavy anao, aoka re mba tsy ho tsiniko!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny anankiray koa: Efa nividy omby folo aho ka handeha hamantatra azy; masìna ianao, ekeo ny fandavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa ny iray: Efa nividy omby folo aho ka handeha hamantatra azy; miangavy anao aho, ekeo ny fialan-tsiniko.
malagasy
Ary hoy ny anankiray koa: Efa nividy omby folo aho ka handeha hamantatra azy; masìna ianao, ekeo ny fandavako.