Luke 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy olona manirano iray teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy lehilahy anankiray manirano teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy olona anankiray voan’ny aretina manirano teo anoloan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy olona manirano anankiray teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy olona manirano iray teo anatrehany.
malagasy
Ary, indro, nisy olona manirano anankiray teo anatrehany.