Luke 14:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa ny iray: Efa nampaka-bady aho, koa noho izany dia tsy afaka mankany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa ny anankiray: ‹Vao nampaka-bady aho ka tsy afa-mankany.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny fahatelo: «Vao avy nampaka-bady aho, ka noho izany tsy afaka mankany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny anankiray koa: Efa nampaka-bady aho, koa amin'izany tsy afaka mankany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa ny iray: Efa nampaka-bady aho, koa noho izany dia tsy afaka mankany.
malagasy
Ary hoy ny anankiray koa: Efa nampaka-bady aho, koa amin'izany tsy afaka mankany.