Luke 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa tanteraka izay nampanaovinao, nefa mbola tsy feno ihany ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ilay ankizilahy: ‹Tompoko, vita ny nasainao natao, nefa mbola misy fitoerana ihany.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ampy toy inona, dia hoy ilay mpiasa hoe: «Vita, tompoko, izay nodidianao hatao, kanefa mbola misy toerana ihany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa natao izay nandidianao, ary mbola tsy feno ihany ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa tanteraka izay nampanaovinao, nefa mbola tsy feno ihany ny trano.
malagasy
Ary hoy ilay mpanompo: Tompoko, efa natao izay nandidianao, ary mbola tsy feno ihany ny trano.