Luke 14:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny tompony tamin’ilay mpanompo: Mandehana ho eny amin’ny lalambe sy ny sisim-boly ka tereo ny olona hiditra mba ho feno ny tranoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny tompo tamin’ilay ankizy lahy: ‹Mandehana mankeny amin’ny lalam-be sy ny fefim-boly, ka tereo ny olona hiditra mba ho feno ny tranoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny tompom-panasana tamin’ilay mpiasany: «Ny lalan-kely sy ny sisim-boly indray àry aleha, ka ataovy izay hidiran’ny olona atỳ mba ho feno ny tranoko!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny tompo tamin'ilay mpanompony: Mandehana ho eny amin'ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, mba ho feno ny tranoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny tompony tamin’ilay mpanompo: Mandehana ho eny amin’ny lalambe sy ny sisim-boly ka tereo ny olona hiditra mba ho feno ny tranoko.
malagasy
Ary hoy ny tompo tamin'ilay mpanompony: Mandehana ho eny amin'ny lalambe sy ny sisim-boly, ka tereo ny olona hiditra, mba ho feno ny tranoko.