Luke 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Tsy hisy hanandrana ny nahandroko ireny olona nasaiko ireny na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lazaiko aminareo fa tsy hisy hanandrana ny sakafoko amin’ireo olona nasaina ireo na dia iray aza.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ireo nasaina tonga no nitenenan’ny tompom-panasana hoe: Eny, lazaiko aminareo fa tsy hisy hanandrana ny sakafoko ireo olona nasaina voalohany ireo na dia iray aza!
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Tsy hisy hanandrana ny nahandroko ireny olona nasaiko ireny na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Tsy hisy hanandrana ny nahandroko ireny olona nasaiko ireny na dia iray akory aza.
malagasy