Luke 14:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy vahoaka betsaka niaraka tamin’i Jesosy, dia nitodika Izy ka niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vahoaka betsaka niaraka tamin’i Jesoa, ka nitodika Izy nanao tamin’ireo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vahoaka marobe niara-dia tamin’i Jesoa. Dia nitodika niatrika azy ireo i Jesoa ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vahoaka betsaka niaraka tamin'i Jesosy, dia nitodika Izy ka nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy vahoaka betsaka niaraka tamin’i Jesosy, dia nitodika Izy ka niteny taminy hoe:
malagasy
Ary nisy vahoaka betsaka niaraka tamin'i Jesosy, dia nitodika Izy ka nanao taminy hoe: