Luke 14:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny, ny vadiny sy ny zanany, ny rahalahiny sy ny anabaviny; eny, ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy manatona Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny, ary ny vadiny sy ny zanany, mbamin’ny rahalahiny sy ny anabaviny ary na dia ny ainy aza, dia tsy mety ho mpianatro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raha misy manatona Ahy, aoka ho tia Ahy mihoatra noho ny ray aman-dreniny sy ny vady aman-janany mbamin’ny mpiray tampo aminy, ary mihoatra noho ny tenany aza; fa raha tsy izany, tsy afaka ho mpianatro.
Malagasy Bible 1865
Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny, ny vadiny sy ny zanany, ny rahalahiny sy ny anabaviny; eny, ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
malagasy
Raha misy manaraka Ahy ka tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny sy ny anabaviny, eny, ary ny ainy koa aza, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.