Luke 14:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazofijaliana ka tsy manaraka Ahy dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay tsy mitondra ny Hazofijaliany sy tsy manaraka Ahy dia tsy mety ho mpianatro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tsy mizaka ny hazofijaliany ary tsy miaraka amiko, dia tsy afaka ho mpianatro.
Malagasy Bible 1865
Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazo fijaliana ka tsy manaraka Ahy, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazofijaliana ka tsy manaraka Ahy dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.
malagasy
Na zovy na zovy no tsy mitondra ny hazo fijaliana ka tsy manaraka Ahy, dia tsy azo ekena ho mpianatro izy.