Luke 14:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza moa aminareo, raha ta hanangana tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy na tsia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka iza tokoa moa aminareo no te-hanao tilikambo ka tsy hipetraka aloha hitety izay holaniany, na hanana ny ampy hamitana azy izy, na tsia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy aminareo te hanorina tilikambo, dia hipetraka izy aloha hitetika tsara izay ho lany, hahitany raha misy vola hanefana izany.
Malagasy Bible 1865
Fa iza moa aminareo, raha ta-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza moa aminareo, raha ta hanangana tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy na tsia?
malagasy
Fa iza moa aminareo, raha ta-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany hanaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?