Luke 14:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fandrao, rehefa mametraka ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sao vita ny fototra vao tsy afa-manefa azy izy ka holatsain’izay rehetra mahita hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sao vita manko ny fototra vao tsy afa-manohy, ka holatsain’ny mpitazana rehetra
Malagasy Bible 1865
fandrao, rehefa nanao ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fandrao, rehefa mametraka ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita
malagasy
fandrao, rehefa nanao ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita