Luke 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo mpahay lalàna sy ny Fariseo: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata sa tsia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny i Jesoa ka nanao tamin’ny mpampianatra ny Lalàna sy ny Farisianina hoe: «Azo atao ve ny manasitrana amin’ny andro sabata?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Jesoa ka nanao tamin’ireo mpahay lalàna sy Farisianina hoe: –Azo atao ve sa tsia ny manasitrana amin’ny andro sabata?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao tamin'ny mpahay lalàna sy ny Fariseo hoe: Mety va ny mahasitrana amin'ny Sabata, sa tsia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo mpahay lalàna sy ny Fariseo: Mety va ny manasitrana amin’ny Sabata sa tsia?
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao tamin'ny mpahay lalàna sy ny Fariseo hoe: Mety va ny mahasitrana amin'ny Sabata, sa tsia?