Luke 14:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hilaza hoe: Io olona io dia nanomboka nanorina trano fa tsy nahavita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Mba nanomboka nanao trano ralehilahy io, nefa tsy nahavita tsinona!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoe: «Mba nanomboka nanorina rangahy io, nefa tsy nahatody!»
Malagasy Bible 1865
ka hanao hoe: Io olona io dia nanomboka nanao trano, fa tsy nahavita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hilaza hoe: Io olona io dia nanomboka nanorina trano fa tsy nahavita.
malagasy
ka hanao hoe: Io olona io dia nanomboka nanao trano, fa tsy nahavita.