Luke 14:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka iray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy hahomby izy, dieny mbola lavitra ilay mpanjaka anankiray dia handefa iraka hanao raharaham-pihavanana aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy azony atao manko, dieny mbola lavitra ilay fahavalo, dia handefasany iraka hanao raharaham-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka anankiray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka iray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.
malagasy
Fa raha tsy izany, raha mbola lavitra ny mpanjaka anankiray, dia hampitondra teny izy ka hangataka fihavanana.