Luke 14:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny sira; fa raha ny sira no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsara ny fanasina; nefa raha ny fanasina no tonga matsatso, hatao ahoana indray no fanasina azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Zavatra tsara ny sira; kanefa raha ny sira no tonga matsatso, hatao ahoana indray no hanome hasina azy?
Malagasy Bible 1865
Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny sira; fa raha ny sira no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?
malagasy
Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian'ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.