Luke 14:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian’ny olona. Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hahasoa tany, tsy hahasoa zezika izy, ka dia hariana any alatrano. Aoka hihaino izay manan-tsofina hihainoana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sady tsy mahasoa tany no tsy mahasoa zezika intsony ka dia ariam-potsiny. Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!
Malagasy Bible 1865
Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian'ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian’ny olona. Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino.
malagasy
Tsy mahasoa ny tany na ny zezika izy, fa harian'ny olona. Izay manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.