Luke 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nahateny izy ireo. Ary nandray ilay marary Izy dia nanasitrana azy ka nandefa azy handeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy niteny tsy nivolana izy ireo. Dia noraisin’i Jesoa tamin’ny tanany kosa ralehilahy ka nositraniny ary nalefany nandeha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy niteny tsy nivolana ry zareo. Nokasihin’i Jesoa kosa ilay marary, dia sitrana ary nalefany nody.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy niteny ireo. Ary Izy nanendry ilay marary, dia nahasitrana azy ka nandefa azy handeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nahateny izy ireo. Ary nandray ilay marary Izy dia nanasitrana azy ka nandefa azy handeha.
malagasy
Fa tsy niteny ireo. Ary Izy nanendry ilay marary, dia nahasitrana azy ka nandefa azy handeha.