Luke 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nahavaly ny amin’izany zavatra izany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nanan-kavaly an’izany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nanan-kavaly ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nahavaly ny amin'izany zavatra izany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nahavaly ny amin’izany zavatra izany izy ireo.
malagasy
Ary tsy nahavaly ny amin'izany zavatra izany izy.