Luke 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza fanoharana tamin’izay nasaina Jesosy, raha nahita azy ireo nifidy ny toerana teny aloha, ka niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, nony hitan’i Jesoa ny hamaimaizan’ny olona nasaina naka ny fitoerana voalohany, dia nanao ity fanoharana ity tamin’izy ireo Izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsikaritr’i Jesoa kosa fa samy nifidy ny toerana voalohandohany ireo olona nasaina. Ka ho azy ireo indrindra no nanaovany ity fanoharana ity:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao fanoharana tamin'izay nasaina, raha nahita azy mifidy ny fitoerana aloha, ka nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza fanoharana tamin’izay nasaina Jesosy, raha nahita azy ireo nifidy ny toerana teny aloha, ka niteny taminy hoe:
malagasy
Ary Jesosy nanao fanoharana tamin'izay nasaina, raha nahita azy mifidy ny fitoerana aloha, ka nanao taminy hoe: