Luke 14:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manasa anao ho any amin’ny fampakaram-bady, aza mipetraka amin’ny toerana eny aloha, fandrao hisy olona nasaina izay mihaja kokoa noho ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha asaina amin’ny fampakaram-bady ianao, aza mipetraka amin’ny fitoerana voalohany, fandrao misy olona nasaina ambony toetra noho ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raha asain’olona hisakafo amin’ny fampakaram-bady ianao, dia aza mipetraka amin’ny toerana voalohany. Mety misy manko olona nasaina manan-kaja kokoa noho ianao,
Malagasy Bible 1865
Raha misy maka anao ho any amin'ny fampakaram-bady, aza mipetraka eo amin'ny fitoerana aloha, fandrao hisy olona nalaina izay mihaja kokoa noho ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manasa anao ho any amin’ny fampakaram-bady, aza mipetraka amin’ny toerana eny aloha, fandrao hisy olona nasaina izay mihaja kokoa noho ianao,
malagasy
Raha misy maka anao ho any amin'ny fampakaram-bady, aza mipetraka eo amin'ny fitoerana aloha, fandrao hisy olona nalaina izay mihaja kokoa noho ianao,