Luke 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ho avy izy sy ilay nanasa anao ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io, dia ho menatra ianao ka hifindra ho amin’ny toerana any aoriana indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ho avy izay nanasa anao sy izy, hilaza aminao hoe: ‹Omeo an’ity ny fitoeranao›, ary amin’izay ho menatra ianao hifindra arỳ amin’ny fitoerana farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny nanasa anareo ihany no ho avy hiteny aminao hoe: «Omeo an’ity olona ity ny toerana misy anao io»; izay ianao vao hangaihay hamonjy ny toerana farany indrindra.
Malagasy Bible 1865
ary ho avy izay nanasa anao sy izy ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io: dia ho menatra ianao ka hifindra ho any amin'ny fitoerana aoriana indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ho avy izy sy ilay nanasa anao ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io, dia ho menatra ianao ka hifindra ho amin’ny toerana any aoriana indrindra.
malagasy
ary ho avy izay nanasa anao sy izy ka hilaza aminao hoe: Omeo toerana io olona io: dia ho menatra ianao ka hifindra ho any amin'ny fitoerana aoriana indrindra.