Luke 15:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatona hihaino Azy ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona hihaino Azy ny Poblikanina rehetra sy ny mpanota,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fatra-panatona an’i Jesoa avokoa ny mpamory hetra sy ny mpanota mba hihaino Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota nanatona hihaino an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatona hihaino Azy ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota.
malagasy
Ary ny mpamory hetra rehetra sy ny mpanota nanatona hihaino an'i Jesosy.