Luke 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan’ireo anjelin’Andriamanitra ny amin’ny mpanota iray izay mibebaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa lazaiko aminareo, fa hisy hafaliana lehibe eo anatrehan’ny Anjelin’Andriamanitra raha misy mpanota iray mibebaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa, hoy Aho aminareo, hisy hafaliana ho an’ny anjelin’Andriamanitra amin’ny mpanota anankiray monja miala amin’ny toetra ratsiny.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan’ireo anjelin’Andriamanitra ny amin’ny mpanota iray izay mibebaka.
malagasy
Lazaiko aminareo fa misy fifaliana toy izany eo anatrehan'ny anjelin'Andriamanitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka.