Luke 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy: Nisy olona iray nanana zanaka mirahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa izy: Nisy lehilahy anankiray nanan-janaka mirahalahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa: –Nanan-janaka mirahalahy ity lehilahy anankiray.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy: Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka mirahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy: Nisy olona iray nanana zanaka mirahalahy.
malagasy
Ary hoy Jesosy: Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka mirahalahy.