Luke 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ilay zandriny tamin’ny rainy: Raiko ô! Omeo ahy ny anjara fananana tokony ho ahy. Dia nozarainy tamin’izy mirahalahy ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy ilay zandriny tamin-drainy: ‹Dada ô, omeo ahy ny anjara fananana tokony ho ahy›. Dia nozarainy tamin’izy roa lahy ny fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay zandriny tamin-drainy: «Omeo ahy, ry dada, ny anjara fananana tandrify ahy.» Dia nozarainy tamin’izy mirahalahy ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay zandriny tamin-drainy: Raiko, omeo ahy ny anjara-fananana tokony ho ahy. Dia nozarainy tamin'izy mirahalahy ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ilay zandriny tamin’ny rainy: Raiko ô! Omeo ahy ny anjara fananana tokony ho ahy. Dia nozarainy tamin’izy mirahalahy ny fananany.
malagasy
Ary hoy ilay zandriny tamin-drainy: Raiko, omeo ahy ny anjara-fananana tokony ho ahy. Dia nozarainy tamin'izy mirahalahy ny fananany.