Luke 15:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka andro vitsivitsy dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin’ny fiainana feno fanaranam-po amin’ny ratsy tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka andro vitsivitsy, dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra ka lasa nankany an-tany lavitra izy, nandany ny fananany tamin’ny fitondran-tena ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka andro vitsivitsy, dia nivarotra ny anjarany manontolo ilay zandriny, ary lasa nitondra ny vola azony nankany an-tany lavitra ka nandanilany foana ny fananany tamin’ny filibàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka kelikely, dia nangonin'ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin'ny fiveloman-dratsy tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka andro vitsivitsy dia nangonin’ilay zandriny ny fananany rehetra ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin’ny fiainana feno fanaranam-po amin’ny ratsy tany.
malagasy
Ary nony afaka kelikely, dia nangonin'ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin'ny fiveloman-dratsy tany.