Luke 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa laniny avokoa ny fananany rehetra, ka nisy mosary mafy tamin’izany faritra izany, dia nanomboka ho sahirana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa laniny avokoa ny fananany rehetra, dia nisy mosary lehibe tamin’izany tany izany ka nahantra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tapitra avokoa izay teo am-pelatanany, dia nisy mosary mafy tamin’izany tany izany, ary tsy nanan-koraisina intsony ny anao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa laniny avokoa ny fananany rehetra, dia nisy mosary mafy tamin'izany tany izany, ka nahantra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa laniny avokoa ny fananany rehetra, ka nisy mosary mafy tamin’izany faritra izany, dia nanomboka ho sahirana izy.
malagasy
Ary rehefa laniny avokoa ny fananany rehetra, dia nisy mosary mafy tamin'izany tany izany, ka nahantra izy.