Luke 15:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satriny hamoky tena tamin’ny voankazo fihinan’ny kisoa, saingy tsy nisy nanome azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniry hivoky ny hodi-boan-javatra nohanin’ny kisoa izy, fa tsy nisy nanome azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satrin’ity zatovo hameno kibo amin’ny voan-javatra fihinan’ny kisoa, saingy tsy nisy nanome azy.
Malagasy Bible 1865
Ary satriny hameno ny kibony tamin'ny voan-kazo fihinan'ny kisoa, fa tsy nisy nanome azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satriny hamoky tena tamin’ny voankazo fihinan’ny kisoa, saingy tsy nisy nanome azy.
malagasy
Ary satriny hameno ny kibony tamin'ny voan-kazo fihinan'ny kisoa, fa tsy nisy nanome azy.