Luke 15:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nody ny sainy dia hoy izy: Indrisy! Maro ny olona karamain’ny raiko manana sakafo be dia be, fa izaho kosa maty mosary eto!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nody ny sainy ka hoy izy: Firifiry akory moa ny mpikaraman’idada no manan-kanina be, nefa izaho kosa ity maty noana atỳ!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay vao nody ny sainy ka hoy izy anakampo: «Ireo mpikaraman’i dada rehetra any izao manan-tsakafo be dia be daholo, fa izaho kosa ity maty mosary atỳ!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nody ny sainy, dia hoy izy: Indrisy maro ny olona karamain'ny raiko manan-kanina be dia be, fa izaho kosa maty mosary eto!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nody ny sainy dia hoy izy: Indrisy! Maro ny olona karamain’ny raiko manana sakafo be dia be, fa izaho kosa maty mosary eto!
malagasy
Ary raha nody ny sainy, dia hoy izy: Indrisy maro ny olona karamain'ny raiko manan-kanina be dia be, fa izaho kosa maty mosary eto!