Luke 15:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiainga aho dia hody any amin’ny raiko ka hiteny aminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy teo anatrehanao aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsangana aho ho any amin’ny raiko ka hanao aminy hoe: Dada ô! efa nanota tamin’ny lanitra sy teo anatrehanao aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ndeha hody any amin’i dada aho ka hilaza aminy hoe: Dada ô, nanota tamin’Andriamanitra sy taminao aho,
Malagasy Bible 1865
Hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiainga aho dia hody any amin’ny raiko ka hiteny aminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin’ny lanitra sy teo anatrehanao aho
malagasy
Hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe: Raiko ô, efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho