Luke 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy mendrika hatao hoe: zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny iray amin’ny olona karamainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mendrika hantsoina hoe zanakao intsony; fa mba ataovy tahaka ny anankiray amin’ny mpikaramanao re aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy mendrika intsony ny hatao hoe zanakao; fa mba ataovy toy ny anankiray amin’ny mpikaramanao aho!»
Malagasy Bible 1865
ka tsy miendrika hatao hoe zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny anankiray amin'ny olona karamainao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy mendrika hatao hoe: zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny iray amin’ny olona karamainao.
malagasy
ka tsy miendrika hatao hoe zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny anankiray amin'ny olona karamainao aho.