Luke 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nimonomonona ny Fariseo sy ny mpanoradalàna ka niteny hoe: Mandray ny mpanota Ilehio ka miara-misakafo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nimonjomonjo ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: «Ilay ity mandray ny mpanota sy miara-mihinana aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hany ka nimonomonona ny Farisianina sy ny mpahay lalàna nanao hoe: –Rangahy io ny mpanota no ifandraisany sy iarahany misakafo!
Malagasy Bible 1865
Dia nimonomonona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna ka nanao hoe: Ilehity mandray ny mpanota ka miara-mihinana aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nimonomonona ny Fariseo* sy ny mpanoradalàna ka niteny hoe: Mandray ny mpanota Ilehio ka miara-misakafo aminy.
malagasy
Dia nimonomonona ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna ka nanao hoe: Ilehity mandray ny mpanota ka miara-mihinana aminy.