Luke 15:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rainy kosa dia nilaza tamin’ny mpanompony hoe: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; asio peratra ny tanany ary kapa ny tongony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy irainy tamin’ny mpanompony: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; asio peratra ny rantsan-tanany, kiraroy ny tongony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa irainy tamin’ireo mpiasa: «Ento atỳ faingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; asio peratra ny rantsan-tanany ary asio kapa ny tongony.
Malagasy Bible 1865
Fa rainy kosa nanao tamin'ny ankizilahiny hoe: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; ary asio peratra ny tànany sy kapa ny tongony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rainy kosa dia nilaza tamin’ny mpanompony hoe: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; asio peratra ny tanany ary kapa ny tongony;
malagasy
Fa rainy kosa nanao tamin'ny ankizilahiny hoe: Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; ary asio peratra ny tànany sy kapa ny tongony;