Luke 15:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ento atỳ ny zanak’omby nafahy ka vonoy; ary aoka isika hisakafo sy hifaly;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ento ny zanak’omby matavy ka vonoy, dia aoka hihinana sy hifaly isika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alaovy ilay zanak’omby mifahy ka vonoy; ary aoka isika hanao fihinanam-be,
Malagasy Bible 1865
ary ento ny zanak'omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ento atỳ ny zanak’omby nafahy ka vonoy; ary aoka isika hisakafo sy hifaly;
malagasy
ary ento ny zanak'omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly;