Luke 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ity zanako ity efa maty fa velona indray, ary efa very fa hita indray. Dia nanomboka niara-nifaly izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ity zanako ity dia maty ka velona indray, ary very ka hita indray. Dia nifaly izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ity zanako ity: efa maty no velona indray, ary efa very no hita indray!» Dia nanomboka ny fihinanam-be aman-korana izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ity zanako ity efa maty fa velona indray, ary efa very fa hita indray. Dia nanomboka niara-nifaly izy ireo.
malagasy
fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy.