Luke 15:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka nanakaiky ny trano dia nandre zavamaneno sy dihy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sendra tany an-tsaha kosa ny zanany lahimatoa tamin’izay. Nony nody izy sy mby teo akaikin’ny trano, dia nandre zava-maneno sy dihy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sendra tany an-tsaha ilay zanany lahimatoa tamin’izay. Nony efa nody izy ka nanakaiky ny trano, dia nandre feon-java-maneno sy olona mandihy.
Malagasy Bible 1865
Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka mby teo akaiky ny trano, dia nandre zava-maneno sy dihy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka nanakaiky ny trano dia nandre zavamaneno sy dihy.
malagasy
Fa tany an-tsaha ny zanany lahimatoa; ary nony nody izy ka mby teo akaiky ny trano, dia nandre zava-maneno sy dihy.