Luke 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mpanompo iray izy ary nanontany azy izay anton’izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niantso ankizilahy anankiray sy nanontany azy izay anton’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoiny ny mpiasa anankiray ka nanontaniany ny anton’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ankizilahy anankiray izy ka nanontany azy izay anton'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mpanompo iray izy ary nanontany azy izay anton’izany zavatra izany.
malagasy
Ary niantso ankizilahy anankiray izy ka nanontany azy izay anton'izany zavatra izany.