Luke 15:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay mpanompo taminy: Tonga ny rahalahinao ka namono ny zanak’omby nafahy ny rainao satria efa tafaverina soa amantsara ato aminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay mpanompo taminy: Tonga ny rahalahinao, ka namono zanak’omby matavy irainao, satria tafaverina soa aman-tsara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ilay mpiasa hoe: «Tonga ao ny rahalahinao ka nasain-drainao novonoina ilay zanak’omby nafahy satria tafaverina soa aman-tsara eto aminy ny zanany lahy!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ilay ankizilahy taminy: Tonga ny rahalahinao, ka namono ny zanak'omby nafahy ny rainao, satria efa tafaverina soa aman-tsara ato aminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay mpanompo taminy: Tonga ny rahalahinao ka namono ny zanak’omby nafahy ny rainao satria efa tafaverina soa amantsara ato aminy izy.
malagasy
Ary hoy ilay ankizilahy taminy: Tonga ny rahalahinao, ka namono ny zanak'omby nafahy ny rainao, satria efa tafaverina soa aman-tsara ato aminy izy.